Alarobia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
 
[[Ny '''Alarobia]]''' dia [[andro]] fahatelo ao amin'ny [[herinandro]] raha ny [[Alatsinainy]] no andro voalohany, fa andro fahefatra kosa raha ny [[Alahady]] no andro voalohany. AndroAmin'ny Malagasy mandala ny fomban-drazana dia andro fahafito izy raha manomboka amin'ny [[Alakamisy]] ny herinandro.
 
Ny teny malagasy hoe ''Alarobia'' na ''Larobia'' dia avy amin'ny teny arabo hoe الأربعاء / ''al-’arbi‘ā’'' izay midika hoe "andro fahefatra".