Hanokatra ny renilisitra

Modifications

k
tsy misy ambangovangom-panovana
Ny '''[[Alatsinainy]]''' dia [[andro]] voalohany amin'ny [[herinandro]] na andro faharoa raha manomboka amin'ny andro [[Alahady]] ny fanisana ny andro. AndroHo an'ny Malagasy mandala ny nrntin-drazana dia andro fahadimy izy raha manomboka amin'ny [[Alakamisy]] ny herinandro.
 
Ny teny malagasy hoe ''Alatsinainy'' na ''Latsinainy'' na ''Tinainy'' dia avy amin'ny teny arabo hoe الإثنين / ''al-ithnayn'' izay mitovy dika aminy.
1 822

modifications