Jôrdania Andrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:West Bank-CIA WFB Map.png|Saritanin'i Jordania Andrefana|thumb|200px]]
 
Ny '''Jordania Andrefana''' (amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] ''الضفة الغربية‎ aḍ-Ḍaffah l-Ġarbiyyah'', [[ebreoFiteny hebreo|hebreo]]: ''הגדה המערבית‎, HaGadah HaMa'aravit''), dia faritra iray ao [[Azia andrefana]] izay manana velarantany 5 860 km² ary miisa 2,51 tapitrisa mponina (2010). [[Jerosalema Atsinanana]] no renivohiny.
 
I Jordania Andrefana, izay ataon'ny [[Isiraely|Fanjakan'i Israely]] hoe Jodea-Samaria dia fari-tany voafaritry ny tsipika nampitsaharana ny Ady israelo-arabo (1948-1949) ao avaratra sy ao andrefana ary ao atsimo, ary voafaritry ny ony Jordana sy ny [[Ranomasina Maty]] ao atsinanana izay sisin-tanin'i [[Jordania]] koa.