Rain' ny Fiangonana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Rain'ny Fiangonana|'''Rain'ny Fiangonana''']] na [[Rain'ny Fiangonana|'''Rain'ny Eglizy''']] na '''Aban'ny Eglizy''' dia ireo mpanoratra kristiana teo anelanelan’ny taonjato faha-2 sy faha-7 izay nanao fampianarana nanana ny fahefany izay mbola tanana hatramin’izao. Fepetra efatra no namaritan’ny Fiangonana ny mpanoratr’ireo taonjato ireo izay mendrika ny hahazo izany anaram-boninahitra izany:
 
* olona niaina tamin’ny vanimpotoana voalohandohan’ny Fiangonana;