Tetiandro egiptiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fotoana
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''tetiandro egiptinaegiptiana''' tamin'ny [[Andro Taloha]] izay atao hoe '''tetiandro nilotika''' koa dia [[tetiandro manara-masoandro]]. Voatsinjara ho roa ambin'ny folo volana misy telopolo andro avy ao amin'ny fizaran-taona telo ny iray taona. Izao ireo fizaran-taona ireo: ''Akhet'' sy ''Peret'' ary ''Chemu''. Ireto kosa ny anaram-bolana: ''Thout'', ''Phaophi'', ''Athyr,'' ''Khoiak'' (ao amin'ny fizaran-taona Akhet); ''Tybi'', ''Mekhir'', ''Phaminoth'', ''Pharmouti'' (ao amin'ny fizaran-taona Peret); ''Pakhon'', ''Payni'', ''Epiphi'', ''Mésori'' (ao amin'ny fizaran-taona Chemu).
 
== Jereo koa ==