Pentekôtisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Congreso Nacional Juvenil3.jpg|vignette|303x303px]]
Ny '''[[Pentekotisma]]''', izay atao hoe koa [[Pentekotisma|'''Fihetsiketsehan'ny''' '''Pentekosta''']], dia fireham-pinoana kristiana [[Evanjelisma|ara-pilazantsara]] (evanjelika) vokatry ny [[Fifohazam-panahy]] notarihin'ny pastora amerikana Charles Fox Parham sy William Joseph Seymour tao [[Etazonia]] tamin'ny taona 1906. Io fihetsiketsehana io dia manana izao toetra izao: manome lanja manokana ny [[Baiboly]], ny fahaterahana indray, ny batisan'ny [[Fanahy Masina]], ny [[Fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina|fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina]], ny [[Batisan'ny mino|batisan'ny olon-dehibe]] amin'ny maha vavolombelona an-tsitrapo azy, ny fananana saina tia mamita iraka (misiona), ny fanokanan-tena ara-pitondran-tena amin'ny fiainana, ny fahaleovan-tenan'ny fiangonana isan-toerana, ny fisarahan'ny Fiangonana sy ny Fanjakana. Ny Pantekotisma dia mitovy amin'ny [[Fihetsiketsehana karismatika evanjelika|Fihetsiketsehana karismatika]], nefa nivoatra taloha kokoa (indrindra ny tao Etazonia). Ny Kristiana karismatika, indrindra ireo tamin'ny fotoana niantombohan'ireo fihetsiketsehana ireo, dia samy nitoetra tsy niala amin'ny fiangonany avy. Miteny tsy fantatra ny Pentekotista sady mazoto mifady hanina.
 
== Teolojia pentekotista ==