Bokin' i Jôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:Georges de La Tour 044.jpg|vignette|294x294px|''Harabin'ny vadiny i Joba,'' nataon'i Georges de La Tour (1625-1650)]]
Ny [[Bokin'i Joba]] dia boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], ao amin'ny [[Baiboly]], sy ao amin'ny [[Tanakh]], boky masin'ny [[Jiosy]], izay mahakasika ny fiainan'ny lehilahy iray atao hoe [[Joba]] izay tsy niala tamin'ny finoana an'Andriamanitra na dia teo aza ny fahoriana lehibe nianjady aminy vokatry ny nataon'i [[Satana (anaran-tsamirery)|Satana]] mpiampanga.
 
== Fiforonan-teny ==
Andalana faha-7:
== Famintinana ==
[[Sary:Job and his friends.jpg|vignette|''I Joba sy ireo sakaizany,'' nataon'i Ilya Repin'','' taona 1869.|264x264px]]
Ao amin'ity tantara mampalahelo ity dia niampanga an'i Joba teo anatrehan'Andriamanitra i Satana sady nilaza fa i Joba dia tsy hanompo an'Andriamanitra raha niaina tao anaty fahoriana. Noporofoin'Andriamanitra amin'i Satana àry fa i Joba mpanompony dia tsy hiala aminy, na dia ao anaty fahoriana aza. Navelan'Andriamanitra ny [[devoly]] mba hampahory an'i Joba. Nanana sakaiza telolahy i Joba izay niady hevitra taminy ny amin'ny antony niavian'izao fahoriana mahazo azy izao. Namaly azy ireo tsirairay i Joba. Tamin'ny farany i [[Eliho]] izay tsy isan'ireo telo ireo no nahalala ny tena anton'izao fitsapana izao. Amin'ny farany ny boky dia mitatitra ny lahateny nataon'Andriamanitra ka tonga teo amin'ny alitaram-panaovam-panatitra dorana i Joba sy ireo namany niaiky ny fahadisoan-keviny. Namerina amin'ny laoniny ny fiainan'i Joba sy nanome azy ankohonana vaovao indray Andriamanitra.
 
{{Testamenta Taloha}}