Bokin' ny Fanjakana (Baiboly): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
'''Bokin'ny Fanjakàna''' no anarana iantsoana ireo boky efatra ao amin'ny [[Baiboly]] dia ny [[Boky voalohan'nyi Samoela]] hatramin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] ao amin'ny dikan-teny grikan'ny [[Testamenta Taloha]] atao hoe [[Septanta]] na [[Septoaginta]]. Ao amin'ny Septanta ny [[Boky voalohan'i Samoela]] dia atao hoe Boky voalohan'ny Fanjakana (grika: ''Α' Βασιλειών''), ny [[Boky faharoan'i Samoela]] dia Boky faharoan'ny Fanjakana (grika: ''Β' Βασιλειών''), ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] dia ny Boky fahatelon'ny Fanjakana (grika: ''Γ' Βασιλειών'') ary ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] dia Boky fahefatry ny Fanjakana (grika: ''Δ' Βασιλειών'').
{| class="wikitable"
| colspan="2" |'''<small>Septoaginta sy Volgata</small>'''