Jebosita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tantara ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''Jebosita''' na '''Jeboseana''' na '''Jebosiana''' dia vahoaka voaresaka ao amin'ny [[Baiboly]]. Ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy]] (na Jenezy) (Gen. 10.15-18) dia voalaza fa taranak'i [[Kanaana (zanak'i Noa)|Kanaana]], izay zanak'i [[Noa]] (na Nôe), izy ireo. Iray amin'ny foko fito avy amin'ny tany [[Kanaana (faritra)|Kanaana]] resahina ao amin'ny [[Bokin'ny Deoteronomia]] ny Jebosita ( Deo. 7.1). Ao amin'ny [[Boky faharoan'i Samoela]] dia atao hoe Jebosy izy ireo ary voalaza ao fa izy ireo no nanorina an'i Jerosalema sady mponina voalohany tao talohan'ny nahazoan'ny mpanjaka [[Davida (mpanjaka)|Davida]] an'io tanàna io tamin'ny taona 1004 tal. J.K. (2Sam. 5.6-10);
 
Amin'ny [[teny hebreo]] dia atao hoe יְבוּסִי / Y''ĕvūsi'' na ''Yebusi'' izy ireo.