Mosesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-54:
Nandeha tao amin'ny tany efitra mandritra ny efapolo taona ny [[Zanak'i Israely]] vao izay tonga teo akaikin'i [[Jeriko]]. Napetrak'i Mosesy tamin'i [[Josoa]] (na Josoe) ny fitarihana ny Hebreo sady natolony ny loholona ireo vato fisaka mba hahafahan'izy ireo manohy ny fampianarana sy ny fampanarahana ny Lalàna. Maty teo an-tampon'ny tendrombohitra Nebo i Mosesy rehefa feno 120 taona.
 
'''=== Ny Torah''' ===
 
Ny [[Torah]], izay tsy inona fa ny fitambaran'ny boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly, dia ataon'ny lovantsofina fa nosoratan'i Mosesy ka atao hoe "boky dimin'i Mosesy" na [[Pentateoka]]. Araka ny fitsikerana ny lovantsofina ankehitriny dia tsy i Mosesy no mpanoratra azy ireo.