Ramadany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fivavaha silamo sy ny totoana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-2:
 
Ny [[fifandian-kanina]] amin'ny volana Ramadany dia iray amin'ireo fototra na [[andry dimin'ny finoana silamo]]. Mandritra io volana io ny mpino silamo feno taona araka ny firehana silamo maro dia tsy tokony hihinana na hisotra na hifoka na hanao firaisana ara-nofo mandritra ny fotona avy eo amin'ny mazava atsinanana ka hatramin'ny filentehan'ny masoandro. Volan'ny falala-tanana ny Ramadany, satria rehefa mifarana izy dia mizara ho an'ny mahantra ny mpino, izany no atao hoe ''zakât al-fitr''. Volana ahatsiarovana zava-niseho maro teo amin'ny tantaran'ny [[finoana silamo]] koa ny Ramadany.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Nisana (volana hebreo)|Nisana]]
 
* [[Alahamady]]
 
* [[Volambita]]