Mizana (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-6:
Io antokon-kintana io dia atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Libra'' na amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Balance''. Amin'ny teny grika izy dia atao hoe ''Ζυγός'' / ''Zugos'' (na ''Zygos''). Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Mizani'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Mizan'' na ''Neraca'' ihany koa izy.
 
Ny evan'ny zodiaka [[Adimizana]], mitovy anarana aminy, izay ampiasaina ao amin'ny [[fanandroana]] mahazatra ny Tandrefana, dia andalovan'ny masoandro amin'ny 23 [[Septambra]] hatramin'ny 22 Oktobra.
 
== Jereo koa: ==