Tetiandro manara-bolana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''tetiandro manara-bolana''' dia [[tetiandro]] ahitana [[Volana (fotoana)|volana]] mitovitovy faharetana amin'ny tsingerim-pihodinan'ny [[Volana]] amin'ny [[Tany]] (29 na 30 andro) nefa tsy mampifanandrify ny tsingerin-taona amin'ny tsingerim-pihodinan'ny Tany amin'ny [[Masoandro]] na amin'ny tsingerin'ny [[fizaran-taona]]. Ny faharetan'ny tsingerim-pihodinan'ny [[Volana]] dia 29,5305882 andro nefa ny iray volana dia tsy maitsy misy andro maromaro feno (samy maharitra 24 ora) fa tsy mitovy amin'io isa eo ambony io. Ny [[tetiandro miozolmana]] no tetiandro manara-bolana tanteraka.
 
Ny faharetan'ny tsingerim-pihodinan'ny [[Volana]] dia 29,5305882 andro nefa ny iray volana dia tsy maitsy misy andro maromaro feno (samy maharitra 24 ora) fa tsy mitovy amin'io isa eo ambony io. Ny [[tetiandro miozolmana]] no tetiandro manara-bolana tanteraka.
 
==== Ny volana ====
Ligne 11 ⟶ 9 :
'''Jereo koa:'''
 
* [[Tetiandro manara-bolana sy masoandro]]
 
* [[Tetiandro manara-masoandro]]