Trôpikan'ny Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
k wikidata interwiki
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Sary sy hafa
Andalana faha-1:
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
[[Sary:World map with tropic of capricorn.svgjpg|220pxvignette|ankavanana|thumb475x475px|Ny trôpikan'nyzana-pehintany Adijady]]
Ny '''Trôpikan'ny Adijady''' na '''Trôpika Atsimo''' na '''Adijady''' na '''zana-pehintany Adijady''' dia anisan'ny fehintany dimy aseho amin'ny saritany. Ny laharam-pehitaniny dia 23° 26′ 22″ S amin'ny ila-bolantany atsimo izay manakaiky indrindra ny fehiben-tany izany, Eo amin'io zana-pehintany Adijady io no ahitana amin'ny faritra atsimo indrindra amin'ny ila-bolantany atsimo ny [[masoandro]] eo an-tampon-doha, amin'ny fotoana mahalava indrindra ny andro mitaha amin'ny alina, isaky ny 21 Desambra. Ny faribolana efatra hafa dia ny [[zana-pehintany Asorotany]] hita any amin'ny ila-bolantany avaratra, ny fehiben-tany (na ekoatera), ny fehin-tendrontany avaratra ary ny fehin-tendrontany atsimo.
 
Ny '''Trôpikan'ny Adijady''' na trôpika atsimo dia anisan'ny fehintany dimy aseho amin'ny saritany. Ny laharam-pehitaniny dia 23° 26′ 22″ S any atsimon'ny Fehibe, ary manamarika ny ila-bolantany atsimo amin'ny masoandro manono ny avaratra sy ny tanamasoandro mijadona rehefa amin'ny roa ambin'ny folo (amin'ny horan'ny masoandro) isaky ny 21 Desambra.
 
== Jeografia sy toe-tany ==
Ligne 60 ⟶ 59 :
[[sokajy:Jeografia]]
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Adijady (antokon-kintana)]]
 
* [[Adijady (evan'ny zodiaka)]]
 
 
 
[[de:Wendekreis (Breitenkreis)#Südlicher Wendekreis]]