Foza (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisika soratra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Cancer constellation map-fr.png|vignette|344x344px|Antokon-kintan'ny Alohotsy]]
Ny '''Asorotany''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 20 Jolay hatramin'ny 10 Aogositra. Eo andrefany no misy ny [[Adizaoza (antokon-kintana)|Adizaoza]] fa eo antsinanany kosa ny [[Alahasaty (antokon-kintana)|Alahasaty]]. Andalovan'ny masoandro amin'ny 22 Jona hatramin'ny 22 Jolay ny evan'ny zodiaka [[Asorotany]] mitovy anarana aminy izay ampiasaina amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana.
 
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[teny arabo]] hoe <big><small>ا</small></big><small>سرطان</small> / ''As-Saratan'' na ''As-Sartan'' ("foza") ny hoe ''Asorotany.''Amin'ny faritra sasany eto Madagasikara dia atao hoe ''Asaratà'' na ''Saratà'' io teny io. Io antokon-kintana io dia atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] ary amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Cancer''. Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Saratani'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Sartan'' na ''Ketam'' ihany koa izy.
 
Andalovan'ny masoandro amin'ny 22 Jona hatramin'ny 22 Jolay ny evan'ny zodiaka [[Asorotany]] mitovy anarana aminy izay ampiasaina amin'ny fanandroana mahazatra ny Tandrefana.
 
== Jereo koa ==