Tendrombohitra Ôliva: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba toerana ao Israely
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:MountofOlives2009.JPG|vignette|398x398px|Ny Tendrombohitra Oliva amin'izao fotoana izao]]
Ny [[Tendrombohitra Oliva|'''Tendrombohitra''' '''Oliva''']] na [[Tendrombohitra Oliva|'''Tendrombohitra''' '''Analanoliva''']] dia havoana eo atsinanan'i [[Jerosalema]] izay mahatratra 823 m ka ny manasaraka azy amin'i Jerosalema dia ny lohasahan'i Kidrona. Avy amin'ny fisian'ny voly oliva ao amin'ny ilany andrefana ao [[Getsemane]] izany anarany izany. Toerana manana ny lanjany eo amin'ny fivavahana [[Fivavahana jiosy|jiosy]] sy [[Fivavahana kristiana|kristiana]] ary [[Finoana silamo|silamo]] io tendrombohitra io.
 
Toeram-pandevenana hatry ny ela ny Tendrombohitra Oliva satria ny [[Jebosita]] dia nandevim-paty tao tamin'ny taonarivo faha-2 tal. J.K. Nanohy izany koa ny mponin'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] ka manao lavabato hatao fandevanana<ref name=":0"><small>"Oliviers, mont des" - Microsoft Encarta 2009. 1993-2008 Microsoft Corporation.</small></ref>. Amin'izao fotoana izao dia maro ireo trano fiangonana miorina eo amin'ny Tendrombohitra Oliva.
 
== Ho an'ny Jiosy ==
[[Sary:Jerusalem Mount of Olives BW 2010-09-20 07-57-31.JPG|vignette|260x260px|Toeram-pandevenana eo amin'ny Tendrombohitra Oliva]]
Tamin'ny andron'i [[Davida (Baiboly)|Davida]] dia toeram-panaovana sorona io tendrombohitra io. Mbola mijanona ho toeram-pandevenana izy mandraka ankehitriny ho an'ny Israelita<ref name=":0" />. Toeram-pandevanana jiosy lehibe indrindra eran'izao tontolo izao ny TebdrombohitraTendrombohitra Oliva. Resahina ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ny Tendrombohitra Oliva raha naminany ny amin'ny fitsanganan-ko velona sy ny Fitsarana farany ny [[Zakaria mpaminany|mpaminany Zakaria]] ([[Bokin'i Zakaria|Zak]]. 14.1-4). Araka ny lovantsofina jiosy dia handalo eo amin'ny Tendrombohitra Oliva ny [[Mesia]] izay hahatonga ny [[Fitsanganan-ko velona|fitsanganan'ny maty ho velona]] alohan'ny hidirany ao Jerosalema (Zak. 14.4). Ireo olona milevina ao no hitsangana voalohany. Izany faminaniana izany dia resahin'i [[Flavio Josefa]] ao amin'ny ''Antiquitates Judaicae''.
 
== Ho an'ny Kristiana ==