Mônôfizisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[monofizisma|'''monofizisma''']] na [[Monofizisma|'''monofizitisma''']] dia firehana ao amin'ny [[Kristianisma|finoana kristiana]] mampianatra ny tsy fananan'i [[Jesosy|Kristy]], izay atao hoe koa [[Andriamanitra Zanaka|Zanaka]] na ny Teny, natioran'olombelona fa natioran'Andriamanitra ihany. Natelin'ny natioran'Andriamanitra ao amin'ny Zanaka ny natioran'olombelona. Noho izany dia mifanohitra amin'ny atao hoe ''diofizisma'' na ''diofizitisma'' ny monofizisma. Hatramin'izao dia mbola misy ny fiangonana kristiana izay atao hoe monofizita.
 
== Fiforonan-teny ==
Andalana faha-7:
 
==== Ny zavatra notoheriny: ny nestorianisma ====
Niorina manodidina ny [[fanekem-pinoana nikeana]] ny foto-pampianarana kristiana nanjaka tamin'izay, izay nanekena ny fitoviam-pomban'ny Ray sy ny Zanaka sy ny fananan'ny Zanaka natioran'olombelona. I [[Eotikesy]], izay nanohana ny monofizisma, dia nanambara fa tsy manana afa-tsy natiora tokana ny Zanaka, dia ny natioran'ny maha [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] azy. Notoheriny amin'izany ny [[nestorianisma]] izay fampianarana ny fananan'i Kristy persona roa, ka ny iray olombelona (i Jesosy) fa ny iray Andriamanitra (ny Teny). Izany dia nenti-nameno ny zavatra heveriny ho banga tao amin'ny fanekem-pinoana nikeana ny amin'ny natioran'i Kristy.
 
==== Ny fampianarany ====