Fiangonana Ôrtôdôksa Siriaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny fivavahana kristiana
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny [[Fiangonana ortodoksa siriaka|'''Fiangonana''' '''Ortodoksa''' '''Siriaka''']] na [[Fiangonana ortodoksa siriaka|'''Patriarkata''' '''Ortodoksa''' '''siriakan'i''' '''Antiokia''' '''sy''' '''ny''' '''Atsinanana''' '''manontolo''']] dia isan'ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana (Fiangonan'ny Konsily telo) izay manana ny renivohiny ao [[Antiokia]] sady lazain'ny lovantsofina fa naorin'i [[Petera]] sy i [[Paoly (apostoly)|Paoly]] tamin'ny taonjato voalohany. Ny [[fiteny siriaka]] no fiteny ofisialy amin'ny fanompoam-pivavahana sady iraisany amin'ny Kristianisma siriaka. Ahitana io fiangonana io ny any [[Siria]], Iràka, Israely, Libàna, Torkia ary Egipta. Ahitana azy koa ny ao Eoropa, Amerika, Aostralia ary Zelanda Vaovao. misyMisy an'io karazam-piangonana io koa ny any India nefa tsy miankina amin'nyfiangonanny fiangonan'i Antiokia.
 
== Jereo koa: ==