Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-7:
 
==== Faha mpanjaka ====
Ny fivavahana katolika dia nentin'ny misiônera tamin'ny taona efa taloha be teto Madagasikara. Ny katolisisma dia efa nisy tonganitondra teto amin'ny Nosy hatramin'ny faran'ny taonjato faha-16, sady efa nisy ny nanandrana nanao asa misiona tamin'ny taona 1540 avy eo tamin'ny nahatongavan'ireo [[Dominikana (katolisisma)|Dominikana]] tamin'ny taona 1580 ary ny [[Zezoita]] tamin'ny taona 1610. Tsy nahitam-pahombiazana kely izany raha tsy tany amin'ny taona 1642.
 
Tonga ny moanamoanina (na monka) [[Lazarista]] tamin'ny taona 1643 ka Niforonaniforona tamin'ny taona 1643 no naorin'ny Papa Orbano VIII ny Prefektiora Apostolikan'i Madagasikara. Nefa nofarananNofaranan'izy ireo anefa ny misionany aty Madagasikara tamin'ny taona 1674 noho ny haratsian'ny toetany sy ny tsy fitiavan'ny mponina azy ireo.
 
Maro ireo misionera katolika frantsay novonoina tamin'ny taona 1674 ary taorian'io dia norarana ny fivavahana katolika tamin'ny fanombohan'ny taonjato faha-19. Maty martira tamin'ny taona 1832 i Henri de Solages ary heverina fa rain'ny Fiangonana katolika malagasy izy. misyMisy toerana fanaovana fivahiniana masina natokana ho azy ny ao [[Toamasina]]<ref><small>Claire Le Moine, "[https://www.la-croix.com/Religion/Actualite/L-Eglise-de-Madagascar-veut-creer-un-lieu-de-pelerinage-national-2014-01-28-1097725 L’Église de Madagascar veut créer un lieu de pèlerinage national]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.la-croix.com%2FReligion%2FActualite%2FL-Eglise-de-Madagascar-veut-creer-un-lieu-de-pelerinage-national-2014-01-28-1097725 tahiry]], tao amin'ny ''La Croix'', 28 Janoary 2014 (notsidihina 19 Aogositra 2017).</small></ref>.
 
NorinaNiorina tamin'ny taona 1844 ny Misiona Zezoita eto Madagasikara (frantsay: ''Mission Jésuite de Madagascar'') ary ny trano fiangonana voalohany dia niorina tamin'ny taona 1857<ref><small>"[http://saintemarie-tourisme.mg/news/nosy-boraha-decouverte-la-premiere-eglise-catholique-de-madagascar/ Nosy Boraha découverte : la première église catholique de Madagascar]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fsaintemarie-tourisme.mg%2Fnews%2Fnosy-boraha-decouverte-la-premiere-eglise-catholique-de-madagascar%2F tahiry]], ''Sainte-Marie tourisme'' (notsidihina ny 19 Aogositra 2017).</small></ref>. Tamin'ny taona 1861 dia nanomboka nihamaro ny mpino katolika teto Madagasikara noho ny nanambaràn-dRadamad[[Radama II]] ny fahalalahan'ny fivavahana<ref><small>Pietro Lupo, [http://www.persee.fr/doc/outre_0300-9513_1986_num_73_270_2509 ''Catholiques malgaches de Tananarive et catholicisme à la fin du XIXe siècle'', vol. 73], Revue française d'histoire d'outre-mer, 1986 [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.persee.fr%2Fdoc%2Foutre_0300-9513_1986_num_73_270_2509 tahiry]].</small></ref>.
 
==== Faha fanjanahan-tany ====
Niroborobo tokoa ny Fiangonana katolika teto Madagasikara tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany na dia teo aza ny fandroahana ireo misionera frantsay. Ny andry niorenany moa dia ramatoa [[Victoire RASOAMANARIVO|Rasoamanarivo]] [[Victoire RASOAMANARIVO|Victoire]] (1848-1894), vehivavy nahery fo tokoa teo amin'ny lafin'ny fijoroana vavolombelon'ny finoana. Tsy niasa irery anefa izy fa nampian'i [[Frera Louis Raphael RAFIRINGA|Frera Rafiringa Raphael Louis]] tamin'izany. Marihina fa izy ireo dia samy nasandratra ho [[Olontsambatra (katolisisma)|olontsambatra]] avokoa. Teo ihany koa ny fifaninanana tamin'ny [[Protestantisma eto Madagasikara|Fiangonana protestanta]] ka tsy mora tamin'ireo kristianinaKatolika tany amboalohany ny nitazonanifikitra tamin'ny finoanafiangonany.
 
Teo anelanelan'ny taona 1896 sy 1898 ny fiangonana katolika dia nanombonananomboka nametraka fandaminana ary tamin'ny taona 1925 dia afaka nanao fanosorana [[Pretra (katolika)|pretra]] teratany malagasy. Efa nahatratra 100 000 ny mpino katoikakatolika tamin'ny taona 1900. Tamin'ny taona 1939 no voahosotra ny pretra malagasy voalohany, dia i Ignatius Ramarosandratana izay nohosorana ho eveka tany Roma, tamin'ny andron'ny [[Papa Pio XII]]. Tamin'ny taona 1947 dia novonoin'ny mpitondra politika tamin'izay ny katekista Lucien Botovasoa <ref><small>[https://www.ofmcap.org/it/documenti-ofmcap/cause-in-corso/cause-extra-ordine/404-lucien-botovasoa-1908-1947-n-prot-2998 Lucien Botovasoa (1908-1947)]</small></ref> <ref><small>[http://press.vatican.va/content/salastampa/it/bollettino/pubblico/2017/05/04/0295/00670.html Promulgazione di Decreti della Congregazione delle Cause dei Santi]</small></ref>. Tamin'ny taona 1969 dia nanana ny kardinaliny manokana amin'izay ny Fiangonana katolika eto Magadasikara, dia tsy iza fa i Jérôme Louis Rakotomalala.
 
==== Fahaleovanten'i Madagasikara ====
Naorin'ny [[Papa Joany XXIII]] ny Nonsiatora Apostolika teto madagasikaraMadagasikara tamin'ny 23 Septambra 1960. Nitsangana ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara]] (FFKM) tamin'ny taona 1980, izay nanery ny Fanjakana malagasy mba hanomboka hampiharahampihatra ny demokrasia amin'izay tamin'ny taona 1991 tamin'ny alalan'ny fihetseham-bahoaka ka ny mpitarika tamin'izany fanovana izany dia ny Kardinaly Armand Gaétan Razafindratandra.
 
Namangy an'i Madagasikara ny [[Joany Paoly II|Papa Joany Paoly II]] tamin'ny taona 1989 ary ny kardinaly Pietro Parolin, Sekreteram-Panjakana ao VatokànaVatikàna, dia nitsidika an'Antananarivo tamin'ny taona 2017<ref><small>"[https://madagascar-tribune.com/L-eglise-catholique-en-plein-dans,22813.html L’église catholique en plein dans la politique"] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fmadagascar-tribune.com%2FL-eglise-catholique-en-plein-dans%2C22813.html tahiry]], 23 Janoary 2017 (notsidihina ny 19 Aogositra 2017).</small></ref>
 
Tamin'ny taona 2017 dia nitsikera ny fanaovana politika nisy hatrizay teto Madagasikara ny Fiangonana katolika ka betsaka ny fanafihana nahazo ireo toeram-pitokanana sy ny fikambana pretra<ref><small>"[http://www.rfi.fr/afrique/20170427-madagascar-attaques-contre-religieux-catholiques-multiplient-antsirabe Madagascar : les attaques contre des religieux catholiques se multiplient]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.rfi.fr%2Fafrique%2F20170427-madagascar-attaques-contre-religieux-catholiques-multiplient-antsirabe tahiry]], ''RFI'', 27 avril 2017 (notsidihina ny 19 Aogositra 2017)</small></ref>.
 
Ny solontenan'ny Papa eto Madagasikara, ny Nonsy Apostolika, hatramin'ny 13 Avrily 2015, dia ny Mgr Paolo Rocco Gualtieri<ref><small>''[http://press.vatican.va/content/salastampa/it/bollettino/pubblico/2015/04/13/0266/00579.html#nun Nomina del Nunzio Apostolico in Madagascar].'' In: ''Tägliches Bulletin.'' Presseamt des Heiligen Stuhls, 13 April 2015, (notsidihina ny 30. Mey 2015).</small></ref>.
 
== Statistika ==
Mitana anjara asa lehibe tokoa ny Fiangonana katolika, indrindra eo amin'ny lafiny fahasalamana sy fanabeazana eto madagasikaraMadagasikara. Araka ny firaketan'ny Fiangonana tamin'ny 2003 dia nisy:
 
* akanin-jaza miisa 749 izay misahana zaza madinika miisa 44167;