Fararano: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Niala ny fanovàna 969535 nataon'i Zithal (resaho)
Marika: Annulation
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Niala ny fanovàna 969534 nataon'i Zithal (resaho)
Marika: Annulation
Andalana faha-1:
Ny '''fararano''' no [[fizaran-taona]] manaraka ny [[fahavaratra]]. Efa manomboka mihena ny orana amin'io, ka izay no nahatonga io fiantsoana azy io.
 
Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Septambra sy Oktobra ary Novambra ny fararano, fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Marsa sy Avrily ary Mey io fizaran-taona io.
 
Ny fararano no ankalazan'ny M
 
alagasy sasany ny taom-baovam lagasy ka a amin'ny volana Marsa na Avrilizan'sy. Ny hafa indray anefa mankalaznyntaom-baovao malagasy y amin'ny [[lohataona]].
 
== Jereo koa: ==