Filaza tsotra (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-3:
Ao amin'ny [[fiteny]] maro tsy manana [[Filaza (fitsipiteny)|filaza]] manokana hanambaràna ny fomba sasany iheverana ny zavatra lazaina dia afaka misolo ireo filaza tsy ananana ireo ny filaza tsotra. Na ireo fiteny manana ireo filaza manokana ireo aza dia mampifandimby ny filaza tsotra amin'ireo filaza ireo raha izany no takin'ny fitsipiteny ka amin'ny alalan'ny fampiasana rafitra manokan'ny fehezanteny na fampiasana teny natokana hanambaràna ny hevitr'ilay filaza tsy ananana no anatanterahana izany. Noho izany dia afaka manana hevitra maro ny filaza tsotra ankoantry ny hevitra andrasana indrindra.
 
Toy izany no miseho eo amin'ny fiteny malagasy, izay tsy manana filaza hafa ankoatry ny [[filaza mandidy]]. Na ny fiteny frantsay izay azo lazaina fa manana filaza maro aza dia mampiasa ny filaza tsotra hanambaràna ny zavatra mampisalasala (jereo ohatra ny fampiasana ny [[MariFilazam-potoana lasa mivelatratsy efa|filazam-potoana lasa mivelatra]] (frantsay: ''imparfait'') na ny [[MariFilazam-potoan'nypotoana lasan'ny lasa|lasan'ny lasa]] (frantsay: ''plus-que-parfait'') hanambaràny ny zavatra nofinofy ao amin'ny fehezankevitra misy fepetra.
 
== Jereo koa: ==