Adizaoza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nandamina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanohy
Andalana faha-4:
== Fiavian'ilay teny ==
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") ny hoe ''Adizaoza''.
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny latina sy anglisy hoe ''Gemini'' na amin'ny teny frantsay hoe ''Gémaux.'' Amin'ny faritra sasany eto Madagasikara dia atao hoe ''Alijoza'' na ''Alizoza'' io teny io. Amin'ny [[Fiteny soahily|fiteny soahily]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Mapacha'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Kembar'' ihany koa izy.
 
 
== Ao amin'ny fanandroana malagasy ==