Ririnina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''ririnina''' no [[fizaran-taona]] manaraka ny [[fararano]], izay vanim-potoana mangatsiaka; fohy ny andro ary rako-drahona matetika; ianjadian'ny fanala ny hazo ka mihintsan-dravina.
 
Raha zaraina efatra mitovy ny taona iray dia izao: ao amin'ny ila-bolantany avaratra dia mahafaoka ny volana Desambra sy Janoary ary Febroary ny lohataona fa ao amin'ny ila-bolantany atsimo kosa dia manambatra ny volana Jona sy Jolay ary Aogositra io fizaran-taona io.
 
== Jereo koa: ==