Evanjelisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-32:
 
==== Ny Batisma ====
Ny [[Batisma]] dia finoana kristiana evanjelika nipoitra tamin'ny fifohazam[[Fifohazam-panahy]] notarihin'ilay pastora anglisy atao hoe John Smyth tao Holandy tamin'ny taona 1609<ref><small>J. Gordon Melton and Martin Baumann, ''Religions of the World: A Comprehensive Encyclopedia of Beliefs and Practices'', ABC-CLIO, USA, 2010, p. 298</small></ref>. Io hetsika io dia miavaka noho ny fanomezany lanja ny Baiboly, ny fahateraham-baovao, ny batisan'ny olon-dehibe, ny toe-tsaina tia mamita iraka, ny fizakan-tena isan-toeran'ny fiangonana, ny fisarahan'ny Fiangonana sy ny Fanjakana ary ny fananan'ny fitambaran'ny mpiara-mivavaka rehetra fahefana ([[kongregasionalisma]]). Niisa 100 000 000 ny mpino batista tamin'ny taona 2010<ref><small>J. Gordon Melton and Martin Baumann, ''Religions of the World: A Comprehensive Encyclopedia of Beliefs and Practices'', ABC-CLIO, USA, 2010, p. 299</small></ref>.
 
==== Ny Pentekotisma ====
Andalana faha-38:
 
==== Ny Fihetsiketsehana karismatika ara-pilazantsara ====
Tamin'ireo taona 1960, taorian'ny fiantombohan'ny [[fihetsiketsehanaFihetsiketsehana karismatika]] dia nisy fiangonana ara-pilazantsara nanapa-kevitra ny hanaraka ny zotran'ity fihetsiketsehana ity sy nihataka tamin'ny fifanarahana pentekotista<ref><small>Randall Herbert Balmer, ''Encyclopedia of Evangelicalism'', Baylor University Press, USA, 2004, p. 149</small></ref>. Manakaiky ny Pentekotisma ny Fihetsiketsehana karismatika nefa tsy mihevitra ny fiteny tsy fantatra ho porofon'ny Batisan'ny Fanahy Masina. Omeny lanja indray ireo fanomezam-pahasoavana isankarazany<ref name=":1"><small>William H. Swatos, Jr.,[http://hirr.hartsem.edu/ency/cmovement.htm Charismatic Movement] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fhirr.hartsem.edu%2Fency%2Fcmovement.htm tahiry]], ''Encyclopedia of Religion and Society'', USA</small></ref> <ref><small>[http://www.biblestudying.net/charismatic2.html Basic Introduction to the Charismatic Movement] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.biblestudying.net%2Fcharismatic2.html tahiry]], Biblestudying.net, USA</small></ref> <ref><small>Sébastien Fath, ''Du ghetto au réseau. Le protestantisme évangélique en France, 1800-2005'', Édition Labor et Fides, France, 2005, pp. 219-220</small></ref>. Tamin'ny taona 2011 dia niisa 305 000 000 ny mpanaraka io fihetsiketsehana io izay ahitana koa ireo ao amin'ny Fihetsiketsehana karismatika vaovao<ref name=":0" />.
 
==== Ny Fihetsiketsehana karismatika vaovao ====
Tany [[Etazonia]] no niforonan'ny [[Fihetsiketsehana karismatika vaovao]] tamin'ny fiantombohan'ireo taona 1980. Ivon'ny finoany ny [[Batisan'ny Fanahy Masina]] araka ny fanambaràn'i Jesosy Kristy sy ireo fanomezam-pahasoavana sivy avy amin'ny Fanahy Masina<ref name=":1" />. Mampiasa ny fitaovan-tserasera vaovao ireo Fiangonana karismatika vaovao<ref><small>Allan Anderson, ''An Introduction to Pentecostalism: Global Charismatic Christianity'', Cambridge University Press, UK, 2013, p. 157</small></ref>. Noraisiny ny teolojian'ny Fihetsiketsehana karismatika evanjelika nefa nohamafisiny sy notovanany amin'ny atao hoe "ady ara-panahy" sy "tenim-pinoana" ary "fanavaozana ara-drafitra"<ref><small>Sébastien Fath et Jean-Paul Willaime, ''La nouvelle France protestante: essor et recomposition au XXIe siècle'', Édition Labor et Fides, France, 2011, p. 142-143</small></ref>.
 
==== Ny Kristianisma tsy manana anarana ====