Batisan' ny mino: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fivavahana kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Easter Baptism.jpg|vignette|347x347px|Batisan'ny mino anaovana fandentehana anaty rano ao amon'ny fiangonana ''Rock Harbor Church Costa Mesa'', ao amin'ny tanànan'i Costa Mesa any Etazonia.]]
Ny '''batisan'ny mino''' dia fanao kristiana iainan'ny mpino ny fanavaozam-panahy izay anapahany hevitra mba hatao [[batisa]] anatsobohana ny vatana anaty rano aorian'ny fanambaràny ny finoany, aorian'ny [[Fahateraham-baovao (kristianisma)|fahateraham-baovao]]. Isan'ireo zavatra amantarana indrindra ny [[Kristianisma ara-pilazantsara|kristianisma ara-pilazantsara]] izany sady ivon-kevitr'io sampan'ny fivavahana kristiana io.