Pietisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fivavahana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''pietisma''' dia fihetsiketsehana ara-pivavahana [[Protestantisma|protestanta]] naorin'i Philipp Jacob Spencer (1635-1705) -, izay pastora loterana alzasiana nonina tao Francfort-sur-le-main. Tamin'ny taona 1670 dia nanangana ny atao hoe ''collegia pietatis'' izay namaly ny hetahetan'ireo mitady fanajana amin'ny antsipiriany ny fanao momba ny fivavahana. Ao amin'ny boky nosoratany hoe ''Pia desideria'' tamin'ny taona 1685 dia nanantitra ny amin'ny filana ny fifantohan'ny tsirairay sy ny fihetsehampo ara-pivavahana izay heverin fa tsara kokoa noho ny fahalalana ny antsipiriany amin'ny foto-pampianarana lazaina hoe marina (ortodoksia) momba ny fivavahana. Nampiely ny pietisma manerana an'i Alemaina manontolo ny mpianatr'i Spencer toa an'i August Hermann Francke sy i Nikolaus Ludwig von Zizendorf.
 
<br />