Matoanteny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanovona
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanohy
Andalana faha-53:
* ''<u>Les informations</u> que j'ai transmi'''ses''''' ... ("Ny vaovao nampitaiko ...": mifandray amin'ny fameno)
* ''<u>Le message</u> que j'ai transm'''is'''''... ("Ny hafatra nampitaiko ...": mifandray amin'ny fameno)
 
== Fiteny manana matoanteny tsy miova endrika ==
misy fiteny maro izay tsy manavaka ny matoanteny sy ny anarana ka ny anjara asa am-pehezanteny no manan-danja kokoa noho ny fanasokajiana ny teny. Ireto avy ireo fiteny ireo: fiteny ao Azia-Atsinanana: ny [[Fiteny sinoa mandarina|fiteny mandarina]], ny fiteny vietnamiana, ny [[Fiteny thai|fiteny taý]], ny fiteny monda; fiteny ao Afrika: ny fiteny oôlofo.
 
Ny [[Fiteny anglisy|fiteny anglisy]] koa dia miisaka mankany amin'ny fampitovian'endrika ny anarana sy ny matoanteny. Ohatra: ''water'' ("rano") vs ''water'' ("mameno rano"), ''pen'' ("penina") vs ''pen'' ("manoratra amin'ny penina"), ''baby'' ("zazamena") vs ''baby'' ("miarakara zazamena") sns.
 
== Jereo koa: ==