Antokon-kintana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''antokon'''-'''kintana''' dia vondron-kintana izay hita ho toa mifanakaiky sady ampifandraisin'ny eritreritra aoaraka amin'ny kolontsaina sy ny sivilizasiona iray amin'ny alalan'ny tsipika tsy hita maso mbaka hanomemanome endrika voafaritra. Hatramin'izay nisian'ny tantara dia nampiasain'ny olombelona amin'ny fandrefesana eny amin'ny lanitra sy ety an-tany ny antokon-kintana sady niforonan'ny [[fedrà]] maro.
 
Amin'izao fotoana izao dia nozarain'ny Fiombonana Iraisam-pirenena momba ny Haikintana (frantsay: ''Union astronomique internationale'' - UAI) ho antokon-kintana 88 ny kintana eny amin'ny lanitra (5). Ireo rehetra ireo dia nozaraina amin'ny ila-bolan-danitra atsimo sy ny ila-bolan-danitra avaratra ka misy arakanoho izany ny antokon-kintana avaratra sy ny antokon-kintana atsimo.
 
== Antokon-kintan'ny zodiaka ==
Ny antokon-kintan'ny [[zodiaka]] dia ampahany amin'ny antokon-kintana rehetra izay hoatry ny andalovan'ny masoandro[[Masoandro]] sy ireo planetan'ny[[Fajiry|planeta]] miaraka masoandroaminy. Ireto ny anaran'ny antokon-kintana telo ambin'ny folon'ny zodiaka amin'ny [[Fiteny latina|fiteny latina]]: ''Aries'' ("ondrilahy"), ''Taurus'' (omblahy"ombilahy"), ''Gemini'' ("kambana"), ''Cancer'' ("foza"), ''Leo'' ("liona"), ''Virgo'' ("virjiny"), ''Libra'' ("mizana"), ''Scorpio'' ("maingoka"), ''Ophiuchus'' ("bibilava"), ''Sagittarius'' ("mpitifitra amin'ny tsipìka"), ''Capricornus'' ("osilahy"), ''Aquarius'' ("mpandraraka rano") ary ny ''Pisces'' ("trondro"). Ny roa ambin'ny folo avinamin'ireo ihany no tena ampiasaina amin'ny [[fanandroana]], tsy isany ny ''Ophiuchus,'' ka izao ny anarany amin'ny fiteny malagasy sy arabo:
{| class="wikitable"
|'''<small>Teny latina</small>'''