Bokin' ny Nomery: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Figures A Plague Inflicted on Israel While Eating the Quails.jpg|vignette|333x333px|''Ny vay nahazo ny Zanak'i Israely nihinana papelika,'' nataon'i Gerard Hoet (1648-1733), 1728]]Ny ''[[Bokin'ny Nomery|'''Bokin'ny''' '''Nomery''']]'' na ''[[Bokin'ny Nomery|'''Bokin'ny''' '''Fanisana''']]'' na '''''Bokin'ny''' '''Fivahiniana''''' izay hafohezina amin'ny hoe '''''Nomery''''' na '''''Fanisana''''' na '''''Fivahiniana''''' dia boky fahefatra ao amin'ny [[Baiboly]] izay manohy ny tantara ao amin'ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] (na Eksaody) momba ny fivezivezen'ny [[Israelita]] tao an'efitra notarihin'i [[Mosesy]] (na Moizy) hatrany amin'ny lemak'i Moaba, tsy lavitra ny [[Kanaana (faritra)|tany Kanana]]. Boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ny ''Nomery'' na ''Fanisana.''
{{Testamenta Taloha}}
Ny ''[[Bokin'ny Nomery|'''Bokin'ny''' '''Nomery''']]'' na ''[[Bokin'ny Nomery|'''Bokin'ny''' '''Fanisana''']]'' na '''''Bokin'ny''' '''Fivahiniana''''' izay hafohezina amin'ny hoe '''''Nomery''''' na '''''Fanisana''''' na '''''Fivahiniana''''' dia boky fahefatra ao amin'ny [[Baiboly]] izay manohy ny tantara ao amin'ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] (na Eksaody) momba ny fivezivezen'ny [[Israelita]] tao an'efitra notarihin'i [[Mosesy]] (na Moizy) hatrany amin'ny lemak'i Moaba, tsy lavitra ny [[Kanaana (faritra)|tany Kanana]]. Boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ny ''Nomery'' na ''Fanisana.''
[[Sary:Figures A Plague Inflicted on Israel While Eating the Quails.jpg|vignette|272x272px|''Ny vay nahazo ny Zanak'i Israely nihinana papelika'' - nataon'i Gerard Hoet (1648-1733) - 1728]]
 
== Fifironan-tenyAnaran'ny boky ==
Ny teny hoe ''Nomery'' dia avy amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Numeri'', lohatenin'io boky io avy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''Αριθμοί'' / ''Arithmoi'' izay azo adika hoe "fanisana", izany hoe fanisam-bahoaka. Ny hoe ''Fanisana'' kosa dia fandikana amin'ny teny malagasy izany teny grika sy latina izany. Tsy ny fanisam-bahoaka loatra anefa no lohahevitra tena iompanan'io boky io. Ao amin'ny [[Tanakh]] izy dia atao amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe ''ספר במדבר /''/ Sefer ''Be-midbarMidbar'' ("Tanytany an-tany efitra") izay mifanentana kokoa amin'ny zavatra resahiny.
 
== Firafitry ny boky ==
Azo zaraina telo ny Bokin'ny Nomery:{{Testamenta Taloha}}
 
=== Ireo roapolo andro farany teo amin'i Sinay ===
Ny fizaràna voalohany (Nom. 1.1 - 10.10) dia mirakitra ny fanisam-bahoaka natao, ny fandaminana ireo [[Fokon'i Israely|foko roa ambin'ny folo]], ny sata manokan'ireo [[Levita]], ny fanaovam-panatitra isankarazany, ny fankalazana ny [[Paska jiosy|Paska]], ary ny fanambaràna ny fanohizana ny dia ho any [[Kanaana (faritra)|Kanana]].
Ligne 16 ⟶ 13 :
 
=== Ny fahatongavana teo akaikin'i Kanana ===
Ny fizaràna farany (Nom. 22 - 36) dia mitantara ny fahatongavan'ny Zanak'i Israely teo amorony atsinanan'i [[Jordana (ony)|Jordana]], teo aaiin'ny tany [[Kanaana|Kanana]], ireo lalàna isankarazany, ny amin'i Balama, ny ady tamin'ny Madianita, ny nanendrena an'i [[Josoa]] ho mpitarika, ary ny fomba hizaràna ny tany.
 
== Jereo koa ==