Jôiakina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
I '''[[Joiakina]]''' na [[Joiakina|'''Joasina''']] izay atao hoe [[Joiakina|'''Jekonia''']] na [[Joiakina|'''Jekoniasa''']] dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]] nandimby ny mpanjaka [[Joiakima]] rainy. Tsy naharitra ny fitondrany izay nanomboka tamin'ny Desambra 598 tal. J.K. ka nifarana tamin'ny Marsa 597 tal. J.K. izy. Natao [[Fahababoana tany Babilona|sesitany tany Babilona]] izy tamin'ny nandresen'i [[Nebokadnetsara II]] ny tafik'i Jodà. I [[Zedekia]] (na Sedekiasa) no nandimby azy sady mpanjaka faran'i Jodà.
 
== Ny anarany ==