Bokin' ny Nomery: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny ''[[Bokin'ny Nomery|'''Bokin'ny''' '''Nomery''']]'' na ''[[Bokin'ny Nomery|'''Bokin'ny''' '''Fanisana''']]'' na '''''Bokin'ny''' '''Fivahiniana''''' izay hafohezina amin'ny hoe '''''Nomery''''' na '''''Fanisana''''' na '''''Fivahiniana''''' dia boky fahefatra ao amin'ny [[Baiboly]] izay manohy ny tantara ao amin'ny [[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]] (na Eksaody) momba ny fivezivezen'ny [[Israelita]] tao an'efitra notarihin'i [[Mosesy]] (na Moizy) hatrany amin'ny lemak'i Moaba, tsy lavitra ny [[Kanaana (faritra)|tany Kanana]]. Boky ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ny ''Nomery'' na ''Fanisana.''
[[Sary:Figures A Plague Inflicted on Israel While Eating the Quails.jpg|vignette|272x272px|''Ny vay nahazo ny Zanak'i Israely nihinana papelika'' - nataon'i Gerard Hoet (1648-1733) - 1728]]
 
== Fifironan-teny ==
Ny teny hoe ''Nomery'' dia avy amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Numeri'', lohatenin'io boky io avy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''Αριθμοί'' / ''Arithmoi'' izay azo adika hoe "fanisana", izany hoe fanisam-bahoaka. Ny hoe ''Fanisana'' kosa dia fandikana amin'ny teny malagasy izany teny grika sy latina izany. Tsy ny fanisam-bahoaka loatra anefa no lohahevitra tena iompanan'io boky io. Ao amin'ny [[Tanakh]] izy dia atao amin'ny teny hebreo hoe ''במדבר /'' ''Be-midbar'' ("Tany an-tany efitra") izay mifanentana kokoa amin'ny zavatra resahiny.
 
== Firafitry ny boky ==
Azo zaraina telo ny Bokin'ny Nomery:
 
=== Ireo roapolo andro farany teo amin'i Sinay ===