Asiria: Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
[[Sary:Map of Assyria.png|vignette|518x518px|Sarintany maneho ny Empira asiriana sy ny fiitarany lehibe indrindra tamin'ny taonjato faha-7 tal. J.K;]]
Avy tamin'izany faritra izany no nipoiran'ny fanjakana matanjaka tamin'ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin'ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra manerana na amin'ny ampany amin'ny firenena maro ankehitriny, toa an'i [[Iràka]], i [[Siria]], i [[Libana|Libàna]] (na Libanona), i [[Torkia]] ary i [[Iràna]].
 
I Asiria dia fantatra koa indraindray amin'ny anarana hoe Sobarto (Subartu) sy Azohinoma (Azuhinum) talohan'ny nanorenana ny tananan'i Asora (Ashur), taorian'izay dia natao hoe koa Asoraio (Aššūrāyu).
35 129

modifications