Akadia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 31 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q207353 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
[[Sary:Flag of Acadia.svg|140px|ankavanana|thumb|[[Sainan'i Akadia]] ]]
 
NyI '''akadiaAkadia''', teneninaatao ihany koa hoe '''Nouvelle Acadie''' na '''Akadia ContemporaineVaovao''' (''Akadia ankehitriny) dia tany any [[amerika avaratra|Amerika Avaratra]] tsy manana sisintany mazava. Ara-kolontsaina sy ara-tantara ny akadia.
 
Any amin'ny mpanjanatany eoropeanina nipetraka tany Akadia (taloha) noforonina tamin'ny [[1604]] ny Akadianina ankehitriny. Zanatany frantsay nyi akadiaAkadia tamin'ny 1604 hatramin'ny [[1713]], teo amin'io daty io ny Akadia no lasa zanatany Anglisy. Noroahana daholo ny akadianinaAkadianina tamin'ny ''Grand Dérangement'' tamin'ny [[1755]] hatramin'ny [[1763]], nampanjavona any Akadia taloha io epizôda io.
 
== Anarana ==
Andalana faha-11:
=== Dika ===
 
[[Faritany]] ngeza bengezabe i Akadia, ary tsy dia fantatra ny sisintaniny. Tsy misy lalàna mahalala i Akadia any [[Amerika]]. Kanefa, araka ny lazain'ny mpanoratra maro ohatran'i [[Léon Thériault]], [[Michel Roy]] sy [[Adrien Bérubé]], Efaefa verin'ny [[frantsaFrantsa]]y nyi Akadia teo aoriantaorian'ny taona [[1763]] ary efa nivovoina sy noroahana ny ankabiazan'ny akadianinaAkadianina nijanona, noho izany, dia efa paradoxafifanoheram-piteny izany miresaka momba nyan'i akadiaAkadia anefa efa tsy misy akadiaAkadia izany intsony. Niova tamin'ny fandrosoan'ny tantara ny concepthevitry ny Akasiateny hoe Akadia ary mbola misy adihevitra ankehitriny momba ny dika dikan'io teny io. Misy olona mihevitra hoe tsy manana sisintany nyi Akadia
 
[[Sary:Les Acadiens.png|120px278x278px|ankavanana|Ny saritanin'i Akadia ara-tantara (miloko mavo)|thumb]]
 
Tamin'ny 1979, Namolavolain'i Adrien Bérubénamolavola ny dika efatraefatry ny teny hoe ''Acadia'' nekena i Adrien Bérubé. Ny dika voalohany dia nyi Akadia ara-tantara ("historique"). Tafiditra ao amin'io [[faritany]] io ny Helodrano Fundy na, raha velaranavelarina kokoa ny dikany, ny amorontsirakamorontsiraka misy anelan'ny renirano Sainte-Croix any andrefana sy ny Baie des Chaleurs any avaratra, Ao ny nosy atsimon'ny Golfe du Saint-Laurent (jereo ny saritany).
 
Ny dika faharoa dia nyi Akadia jenealôjika, na akadianAkadian'ny diaspora. Amin'izany Akadia izany no misy ny fianakaviana akadianina noroahina tamin'ny ''Grand Dérangement'' : Nyny Faritanin'ny ranomasimbeRanomasimbe atlantikaAtlantika, nyi Quebec, nyi Saint-Pierre-et-Miquelon, nyi Nouvelle-Angleterre, nyi Louisianan bt Antila, nyi Guyane Frantsay, nyi Nosy Malouines ary ny lai Frantsa. Ny fahatelo dia nyi Akadia ankehitriny, ao amin'ny akadiaAkadia ankehitriny nyno misy ny [[faritany]] an-dranomasin'i Kanada. Ny fahefanyfahefatra dia i Akadia prôspektiva, ao amin'ieanyizany akadiaAkadia izany nyno misy ny kaontia miteny frantsay any Nouveau Brunswick.
 
== Toe-tany ==
 
Miankina amin'ny ranomasina ny vakoka nyvakokan'i Akadia. Eo akaiky na eo amoron-dranomasina ny ankabiazan'ny fikambanana. Manana endrika manokana ny [[faritra]] ipetrahan'ny akadianinaAkadianina.
 
=== Faritany ===
 
Miaina ao amin'ny [[faritany]] Kanadianina efatra ny akadianinaAkadianina (Nouveau-Brunswick, Québec, Nouvelle-Ecosse, ary Nosin'i Prince-Edouard) sy [[faritany]] telo any etazonia Etazonia: Louisiana, Maina ary Massachusets.
 
Any amin'nyi Akadia avaratra, Eozo amoron'ny Baie des Chaleurs susy ny amoronmoron'ny Révière Restigouche ny loham-pirenen'i Akadia avararatra, Anyany atsimon'ny faritan'i Quebec no misy izy ireo.
 
== Tantara ==
Andalana faha-34:
{{...}}
 
Efa voazahan'ny Viking tamin'ny taonjato faha folo ny faritanfaritanin'i Akadia. Tonga tany ny mpanjono lamôria tamin'ny taonjato faha telo ambin'ny folo. Ny [[Micmac]], ny [[Malesita]] sy ny Passamaquoddy nyno tompon-tany teo tamin'izany. Nihaona tamin'ny Micmac i [[Jacques Cartier]] tamin'ny fizahana tamin'ny [[1534]]. Nila niandry ny taona 1604 vao noforonin'i [[Pierre Dugua de Mons]] nyi Akadia.
 
== Fitiavan-tanindrazana Akadianina ==