Asabotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny [[Asabotsy]] na [[Asabotsy|Sabotsy]] dia [[andro]] fahenina ao amin'ny [[herinandro]] manomboka amin'ny andro [[Alatsinainy]], fa andro fahafito kosa ao amin'ny ny herinandro manomboka amin'ny andro [[Alahady]]. Andro fahatelo izy ho an'ny herinandro manomboka amin'ny [[Alakamisy]].
 
Tany Gresy fahiny ny andro SabotsyAsabotsy dia antsoina hoe ''κρονία'' / ''kronia'' ka natokana ho an'i Satiorna. Izany no mahatonga ny andro Asabotsy hatao hoe Saturday amin'ny teny anglisy, izany hoe Andron'i Satiorna.
 
Ny teny malagasy hoe ''Asabotsy'' na ''Sabotsy'' dia avy amin'ny teny arabo hoe السبت / ''as-sabt'' izay avy amin'ny teny hebreo hoe שָׁבַת / ''shabbat'' na avy amin'ny teny hebreo hoe ''shabbos'' izay samy manondro ny andro Asabotsy sady midika hoe "andro fitsaharana" na "andro fialan-tsasatra".
Andalana faha-10:
* [[Alatsinainy]] - [[Talata]] - [[Alarobia]] - [[Alakamisy]] - [[Zoma]] - [[Alahady]]
* [[Sabata (jiosy)|Sabata jiosy]]
 
* [[Tetiandro]]
* [[Tetiandro malagasy]]
 
== Rohy ivelany ==