Mpanjakan' i Jodà: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[mpanjakan'i Jodà]] dia ireo mpanjaka avy amin'ny [[fokon'i Israely]] lazaina ao amin'ny [[Baiboly]] fa nanapaka ny tapany atsimon'ny tanin'i Israely ao Palestina, izay atao hoe [[Fanjakan'i Jodà]], taorian'ny fisarahan'ny [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Fanjakan'i Israely]] ho roa nanomboka tamin'ny taona 930 tal. J.K. hatramin'ny taona 586 tal. J.K. Nanomboka teo amin'ny fanjakan'i [[Rehoboama]] na [[Rehoboama|Roboama]] ka hatramin'ny fanjakan'i [[Zedekia]] na Sedekiasa ny mpanjakan'i Jodà. I [[Saoly]] (na Saola) sy i [[Isboseta]] sy i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ary i [[Solomona]] (na Salomona) dia mpanjakan'i [[Fanjakan'i Israely (mitambatra)|Israely]] tamin'ity fanjakana ity mbola tokana tsy mivaky. Nisy roapolo mahery eo ny isan'ny mpajaka nifandimby nitondra tao Jodà, raha tsy isaina i Saoly sy i Davida ary i Salomona.
 
* #[[Rehoboama]] na Roboama (hebreo: רְחַבְעָם / ''Rehav’am'');
* Abia na #[[Abiama]] na Abia (hebreo: אַבִיָּם / ''’Aviyam'');
*#[[Asa (mpanjakan'i Jodà)|Asa]] (hebreo: אסא / ''’Asa'');
*#[[Josafata]] (hebreo: יהושפט / ''Yehoshafat'');
*#[[Jorama (mpanjakan'i Jodà)|Jehorama]] na Jorama (hebreo: יהורם / ''Yehoram'');
*#[[Ahazia]] na Okoziasa (hebreo: אחזיהו / ''’Ahazyahu'');
*#[[Atalia]] (hebreo: עתליה / ''‘Atalyah'');
*#[[Joasy (mpanjakan'i Jodà)|Joasy]] na Joasa (hebreo: יהואש / ''Yehoash'');
*#[[Amazia]] na Amaziasa (hebreo: אמציה / ''’Amatzyah'');
*#[[Ozia]] na Oziasa (hebreo: עזיה / ''‘Uziyah'') na [[Azaria]] na Azariasa (hebreo: עזריה / ''‘Azaryah'');
*#[[Jotama]] (hebreo: יותם / ''Yotam'');
* #[[Ahaza]] na Akaza (hebreo: אחז / ''’Ahaz'');
* #[[Hezekia]] na Ezekiasa (hebreo: חזקיה / ''Hizqiyah'');
* #[[Manase]] (hebreo: מנשה / ''Menasheh''):
*#[[Amona (mpanjakan'i Jodà)|Amona]] (hebreo: אמון / ''’Amon'');
*#[[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]] na Josiasa (hebreo: יאשיהו / ''Yo’shiyahu'');
*#[[Joahaza (mpanjakan'i Jodà)|Joahaza]] na Joakaza (hebreo: יהואחז / ''Yeho’ahaz'');
*#[[Joiakima]] na Joakima (hebreo: יהויקים / ''Yehoyaqim'');
*#[[Joiakina]] na Joasina (hebreo: יהויכין / ''Yehoyakhin'') na Jekonia na Jekoniasa (hebreo: יכניהו / ''Yekhonyahu'');
*#[[Zedekia]] na Sedekiasa (hebreo: צדקיהו / ''Tzidqiyahu'').
 
== Jereo koa: ==