Zôdiaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra sy namafa sorara tsy ilaina
Andalana faha-1:
Ny '''[[zodiaka]]''' dia faribolana matevina eny amin'ny bolan-danitra ka ny ivony dia mifanandrify amin'ny toerana misy ny [[Tany]], izany hoe ny lalana omban'ny [[Tany]] manodidina ny [[masoandroMasoandro]]. misyNy karazany roaanaran'ny antoon-kintan'ny zodiaka diasy ny zodiakam-panandroana (zodiakanevan'ireony antokon-kintana roazodiaka ambinamin'ny foloteny latina dia ireto: ''Aries'', ''Taurus'', ''Gemini'', ''Cancer'', ''Leo'', ''Virgo'', ''Libra'', ''Scorpio'', ''Ophiuchus'', ''Sagittarius'', ''Capricornus'', ''Aquarius'' ary ny ''Pisces''). Misy karazany roa ny zodiaka dia ny zodiakam-panandroana izay atao hoe '''zodiaka mihodina''', sy ny zodiakan-kaikintana (zodiakamzodiakan'ny antokon-panandroanakintan'ny zodiaka miampy ny antokon-kintana ''Ophiuchus'') izay atao hoe '''zodiakan-kintana'''. Mitovy anarana ny antokon-kintan'ny zodiaka sy ny evan'ny zodiaka fa tsy mitovy fari-potoana na fari-danitra isehoana na tondroina. Ireto avy ny anaran'izy ireo amin'ny teny malagasy: ''Alahamady, Adaoro, Adizaoza, Asorotany, Alahasaty, Asombola, Adimizana, Alakarabo, Alakaosy, Adijady, Adalo ary Alohotsy''.
 
== Fiforonan-teny ==
Andalana faha-7:
 
=== Antokon-kintan'ny zodiaka ===
Ny antokon-kintan'ny zodiaka dia ampahany amin'ny antokon-kintana rehetra izay hoatry ny andalovan'ny masoandro sy ireo planetan'ny masoandro. Ireto ny anaran'ny antokon-kintana telo ambin'ny folon'ny zodiakan-kainkintana amin'ny fiteny latina: ''Aries'' ("ondrilahy"), ''Taurus'' (omblahy), ''Gemini'' ("kambana"), ''Cancer'' ("foza"), ''Leo'' ("liona"), ''Virgo'' ("virjiny"), ''Libra'' ("mizana"), ''Scorpio'' ("maingoka"), ''Ophiuchus'' ("bibilava"), ''Sagittarius'' ("mpitifitra amin'ny tsipìka"), ''Capricornus'' ("osilahy"), ''Aquarius'' ("mpandraraka rano") ary ny ''Pisces'' ("trondro"). Ny faritry ny lanitra misy ny antokon-kintana tsirairay dia tsy mitovy habe satria tsy voazara mitovy nefa koa tsy fantatra mazava ny tena fetr'izany faritra tsirairay izany.
 
* ''Aries'' ("ondrilahy")
=== Evan'ny zodiaka ===
* ''Taurus'' (omblahy)
Notsinjaraina ho faritra roa ambin'ny folo mitovy ny zodiaka tamin'ny taonjato faha-5 ka samy manana 30° avy izay natokana ho an'ny volana tsirairay ao amin'ny taona izay mitovy anarana amin'ny antokon-kintana mifanandrifindrify aminy.
* ''Gemini'' ("kambana")
* ''Cancer'' ("foza")
* ''Leo'' ("liona")
* ''Virgo'' ("virjiny")
* ''Libra'' ("mizana")
* ''Scorpio'' ("maingoka")
* ''Ophiuchus'' ("bibilava")
* ''Sagittarius'' ("mpitifitra amin'ny tsipìka")
* ''Capricornus'' ("osilahy")
* ''Aquarius'' ("mpandraraka rano")
* ''Pisces'' ("trondro")
 
Ny faritry ny lanitra misy ny antokon-kintana tsirairay dia tsy mitovy habe satria tsy voazara mitovy nefa koa tsy fantatra mazava fa nifanarahan'ny manam-pahaizana ny tena fetr'izany faritra tsirairay izany.
Ny roa ambin'ny folo amin'ireo ihany antokon-kintan'ny zodiakam-panandroana. Tsy isany ny ''Ophiuchus.'' Ny ''Aries'' no eva voalohany izay mifanandrify amin'ny faritry ny lanitra idiran'ny masoandro ao amin'ny ekinoksan'ny lohataona any amin'ny ila-bolantany avaratra (izany hoe 21 Marsa) izay fari-potoan'ny taom-baovao tao amin'ireo tetiandro tamin'ny [[Andro Taloha]].
 
=== Evan'ny zodiaka ===
Notsinjaraina ho faritra roa ambin'ny folo mitovy ny zodiaka tamin'ny taonjato faha-5 ka samy manana 30° avy izay mitovy anarana amin'ny antokon-kintana mifanandrifindrify aminy. Ny roa ambin'ny folo amin'ireo ihany antokon-kintan'ny zodiakam-panandroana. Tsy isany ny ''Ophiuchus.'' Ny ''Aries'' no eva voalohany izay mifanandrify amin'ny faritry ny lanitra idiran'ny masoandro ao amin'ny ekinoksanekinoksa<ref><small>Ny '''ekinoksa''' dia fotona tokony hampitovy halava tanteraka ny andro sy ny alina (raha tsy niendrika kapila fa niendri-teboka ny masoandro) ka amin'ny 20 marsa (na 21 tsindraindray) sy amin'ny 22 Septambra (na 23 tsindraindray).</small></ref> amin'ny lohataona any amin'ny ila-bolantany avaratra (izany hoe 20 na 21 Marsa) izay fari-potoan'ny taom-baovao tao amin'ireo tetiandro tamin'ny [[Andro Taloha]].
 
Izao ny anaran'izy ireo amin'ny fiteny latina sy malagasy sy arabo ary frantsay:
Ligne 237 ⟶ 251 :
 
=== Ny zodiaka sy ny fanandroana amin'ny ankapobeny ===
Ny evan'ny zodiaka siadia amîasainaampasaina amin'ny fanandroana mba hatao fiaingana ara-potoana sy arak'erana ka ahafahana manao ny fampifandraisana izay fototr'ity fanao ity. Ampiasaina ao amin'ny fanandroana ny zavatra isanarazanyisankarazany toy ny [[planeta]], ny [[Masoandro]], ny [[Volana]], faravodilanitra ary ny faritra na teboka amin'ny vohon'ny tany manadrify ny masoandroMasoandro mitatao vovonana. Ny fananadroana miankina amin'ny zodiaka dia misy karazany roa koa noho izany, dia ny fanandroan-kintana (frantsay: ''astrologie sidérale'') sy ny fanandroan-mihodina (frantsay: ''astrologie tropicale'').
 
==== Ny fanandroan-kintana ====
Ny fananadroana miankina amin'ny zodiaka dia misy karazany roa koa noho izany, dia ny fanandroan-kintana (frantsay: ''astrologie sidérale'') sy ny fanandroan-mihodina (frantsay: ''astrologie tropicale'').
Ny fanandroan-kintana dia miankina tanteraka amin'ny kintana na ny antokon-kintana (antokon-kintan'ny zodiaka indrindra) izay azo jerena tokoa eny amin'ny lanitra. Mety ho ny maso fotsiny no enti-mijery izany mivantana na amin'ny alalan'ny fampiasana fitaovana moderna. Ny fanandroan-mihodina kosa dia miankina amin'ny fizaran-taona faritan'ny toerana misy ny masoandro miohatra amin'ny tany.
 
==== Ny fanandroa-mihodina ====
Ny fanandroan-kintana dia miankina tanteraka amin'ny kintana na ny antokon-kintana izay azo jerena tokoa eny amin'ny lanitra. Mety ho ny maso fotsiny no enti-mijery izany mivantana na amin'ny alalan'ny fampiasana fitaovana moderna. Ny fanandroan-mihodina kosa dia miankina amin'ny fizaran-taona faritan'ny toerana misy ny masoandro miohatra amin'ny tany.
Ny fanandroan-mihodina kosa dia miankina amin'ny fizaran-taona faritan'ny toerana misy ny masoandro miohatra amin'ny tany. Ity fanandroana ity no be mpampiasa indrindra na dia efa tsy mifanaraka amin'ny antokon-kintana aza.
 
Miteraka olana ny tsy fahaiza-manavaka azy roa ireo. Ohatra, ny olona iray teraka amin'ny fotoana maha ao amin'ny antokon-kintanevan'ny ''LibraAdimizana'' (malagasy:23 ''Adimizana''Septambra - 22 Oktobra) dia tsy teraka ao amin'ny evanfotoan'ny antokon-kintana ''LibraAdimizana'' (30 Oktobra - 20 Novambra) noho ny tsy fifanarahana misy amin'ny antokon-kintanakintan'ny zodiaka sy ny evan'ny zodiaka. Toy izany koa raha misy olona lazaina fa teraka manandrify ny antokon-kintana ''Alakaosy'' (18 Desambra - 20 Janoary) dia tsy teraka amin'ny evan'ny ''Alakaosy'' izy (23 Novembra - 21 Desambra).
 
=== Ny tetiandro sy ny fanandroana manara-bolana ary ny zodiaka ===
Ny tetiandro na ny fanandroana manara-bolana izay mampanomboka ny volana na ny vintana tsirairay amin'ny endrika manokan'ny volana (tsinam-bolana ho an'ny teniandro malagasy, fenomanana ho an'ny tetiandro sasasany sns) dia tsy hifanaraka amin'ny na amin'ny zodiaka mihodina na amin'ny zodiakan-kintana.
 
== Jereo koa: ==
Ligne 255 ⟶ 268 :
* [[Tetiandro malagasy]]
* [[Fanandroana malagasy]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==