Zôdiaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-83:
 
=== Fifandraisan'ny antokon-kintana sy ny evan'ny zodiaka ===
Ny fari-potoana ao amin'ny zodiakan'antokon-kintana, izay atao hoe zodiakan-kintana (frantsay: ''zodiaque sidéral''), dia tsy ampitovizina amin'ny zodiakan'ny eva, izay atao hoe zodiaka mihodina (frantsay: ''zodiaque tropical'') ary ny faritry ny antokon-kintan'ny zodiaka. Inty ny fafana maneho ny tsy fitovian'ny zodiaka roa ireo:
 
==== Ny zodiakan-kintana ====
Ny zodiakan-kintana dia zodiaka azo avy amin'ny fampifanandrifiana ny faritry ny evan'ny zodiaka amin'ny antokon-kintana mitovy anarana aminy nefa natao izay hampitovy ny haben'ny faritry ny eva tsirairay (30° avy) fa tsy nampitovizina amin'ny faritry ny antokon-kintan'ny zodiaka tsirairay (indraindray mihoatra ny 30° indraindray latsaka).
 
==== Ny zodiaka mihodina ====
Ny zodiaka mihodina dia zodiaka tsy manaraka ny fihodin'ny kintana fa manaraka ny an'ny masoandro sy ny fizaran-taona ka misy tsy fitovizany amin'ny zodiakan-kintana. Ny zodiaka mihodina no fampiasa indrindra amin'ny fanadroana na dia lazaina fa ny kintana no fototry ny fanandroana. Na dia izany aza dia misy ny fanandroana tena mifototra amin'ny zodiakan-kintana na ny antokon-kintan'ny zodiaka mihitsy.
 
==== Inty ny fafana maneho ny tsy fitovian'ny zodiaka roa ireo: ====
{| class="wikitable"
|'''<small>Anarana</small>'''