Zôdiaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-212:
 
== Ny zodiaka sy ny fanandroana ==
Ny evan'ny zodiaka sia amîasaina amin'ny fanandroana mba hatao fiaingana ara-potoana sy arak'erana ka ahafahana manao ny fampifandraisana izay fototr'ity fanao ity. Ampiasaina ao amin'ny fanandroana ny zavatra isanarazany toy ny planeta, ny [[Masoandro]], ny [[Volana]], faravodilanitra ary ny faritra na teboka amin'ny vohon'ny tany manadrify ny masoandro mitatao vovonana. Ny fananadroana miankina amin'ny zodiaka dia misy karazany roa koa noho izany, dia ny fanandroan-kintana sy ny fanandroan-mihodina. miteraka olana ny tsy fahaiza-manavaka azy roa ireo. Ohatra, ny olona iray teraka amin'ny fotoana maha ao amin'ny antokon-kintan'ny ''Libra'' (malagasy: ''Adimizana'') dia tsy teraka ao amin'ny evan'ny ''Libra'' noho ny tsy fifanarahana misy amin'ny antokon-kintana sy ny evan'ny zodiaka.
 
== Jereo koa: ==