Fiendrika sy fitodika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-30:
Araka ny hevitr'ilay mpahay teny atao hoe Rabenilaina Roger Bruno dia tsy mahakasika afa-tsy ny [[matoanteny]] ny fitodika sy ny fiendrika. Ny hoe ''fitodika'' sy ny ''fiendrika'' dia anarana roa iantsoana zavatra roa samy hafa ao amin'ny fiteny nefa misy ifandraisany, ka ny voalohany mahakasika ny endriky ny matoanteny ary ny faharoa kosa momba ny hevitry ny matoanteny.
 
==== Ny fiendrika araka an-RabenilainadRabenilaina ====
Ny fiendrika dia miankina amin'ny endriky ny tsirinteny amin'ny matoanteny tsy ampifandraisina amin'ny lazaina sy ny fameno. Ireto avy ireo fiendrika ireo: