Pentateoka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-2:
 
== Fiforonan-teny ==
Avy aminin'ny teny grika hoe ''πεντάτευχος'' / ''pentateukhos'' / ny hoe ''pentateoka''. Amin'ny teny latina izy dia atao hoe ''pentateuchus''. Izany dia entina manondro ilay ataon'ny [[Jiosy]] hoe "ny Dimy ampahadimin'ny Torah". Ny hoe "Boky dimin'i Mosesy" dia andian-teny nandikana ny teny hebreo izay midika ara-bakiteny hoe "dimy ampahadimin'ny Lalàna". Atao hoe koa "Lalàn'i Mosesy" na "Lalàn'i Moizy" io fitambaram-boky io. Izany dia fandikana ny teny hebreo hoe "''Tōraṯ Mōshe''".
 
== Ny boky ao amin'ny Pentateoka ==
Andalana faha-17:
 
=== Ny Bokin'ny Nomery ===
Manohy ny tantara ao amin'ny Bokin'ny Eksodosy momba ny dian'ny Israelita namakivaky ny tany efitr'i Sinay notarihin'i [[Mosesy]] na Môizy hatrany amin'ny lemak'i Moaba, tsy lavitra ny tany [[Kanaana|Kanana]] ny [[Bokin'ny Nomery]].
 
=== Ny Bokin'ny Deoteronomia na Deoteronomy ===
Manantitra ny momba ny lalàna sy ny amin'ny tsy maitsy hanajana azy araka ny efa voalaza rahateo ao amin'ireo bokin-dalàna telo voalohany ([[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]], [[Bokin'ny Levitikosy|Levitikosy]], [[Bokin'ny Nomery|Nomery]]) ny [[Bokin'ny Deoteronomia]] (na [[Deoteronomy]]).
 
== Jereo koa: ==