Fehezanteny: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
Andalana faha-1:
Ny [[fehezanteny|'''fehezanteny''']] dia [[teny]] na andian-teny tononina na soratana manara-pitsipika ka azo ampitana hafatra mahaleo tena noho izy azo sarahana amin'ny hafa izay mety hitovy asa aminy. Raha soratana ny fehezanteny dia azo ampanombohina amin'ny [[sora-baventy]] ka faranana amin'ny [[teboka]], ary izany tokoa matetika no famaritan'ny boky fianarana
Ny fehezanteny ahitana teny roa na mihoatra no tena mateti-piseho, nefa raha teny iray no mamorona ny fehezanteny dia matetika isan'ny sokajin-teny afaka mahaleo tena, toy ny [[anarana]] sy ny [[matoanteny]] sy ny [[mpamari-toetra]] ary ny [[tenim-piontanana]], io teny io. Mety ho tambinteny koa izany.
Raha andian-teny ny fehezanteny dia tokony ho fitambaran-teny atohy amin'ny fanajana ny fitsipiky ny
Ireo sokajin-teny voatanisa farany ireo, izay misahana anjara asa mampifandray ny teny anaty fehezanteny na anaty andianteny (atao hoe tarika), dia tsy afaka mandeha mitokana mba ho lasa fehezanteny.
|