Fanehoan-javatra (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
 
=== Fanehoan-javatra efa sy tsy efa ===
maroMaro ny fiteny izay ahitana ity fifanoheram-panehoan-javatra ity ka isan'izany ny [[Fiteny hebreo|fiteny semitikahebreo]] izay tsy manana mari-pilazam-potoana milaza fotoana tokoa.
 
==== Fanehoan-javatra efa ====
Ny [[Fanehoan-javatra efa|fanehoan-javatra efa]] dia milaza fa tapitra tateraka ilay asa na toetra lazain'ny matoanteny ka efa mihoatra ara-potoana ny fangitra voafaritra ka noho izany tsy misy intsony nefa ny vokany no mety mbola ho eo. matetikaMatetika mifangaro amin'ny fanehoan-javatra mifintina ny fanehoan-javatra efa ao amin'ny fiteny tsy manana marika hanavahana izany. Amin'ny teny frantsay dia ireo mari-potoana tambatra (tsy misy [[Matoanteny mpanampy|matoanteny mpanampy]]) no maneho izany.
 
==== Fanehoan-javatra tsy efa ====
Ny [[Fanehoan-javatra tsy efa|fanehoan-javatra tsy efa]] dia milaza fa tsy tapitra ilay asa na toetra lazain'ny matoanteny ka mbola tsy mihoatra ara-potoana ny fangitra voafaritra. matetikaMatetika mifangaro amin'ny fanehoan-javatra mivelatra ny fanehoan-javatra tsy efa ao amin'ny fiteny tsy manana marika hanavahana izany. Amin'ny teny frantsay dia ireo mari-potoana tsotra (tsy misy matoanteny mpanampy) no maneho izany.
 
=== Fanehoan-javatra mifintina sy mivelatra ===
 
==== Fanehoan-javatra mifintina ====
Ny [[Fanehoan-javatra mifintina|fanehoan-javatra mifintina]] dia iheverana hatramin'ny fanombohany ka hatramin'ny fiafarany ny asa na toetra lazain'ny matoanteny. matetikaMatetika mifangaro amin'ny fanehoan-javatra efa ny fanehoan-javatra mifintina ao amin'ny fiteny tsy manana marika hanavahana izany. Amin'ny teny frantsay dia ny mari-potoana lasa tsotra (frantsay: ''passé simple'') ao amin'ny filaza tsotra no maneho izany.
 
==== Fanehoan-javatra mivelatra ====
Ny [[Fanehoan-javatra mivelatra|fanehoan-javatra mivelatra]] dia iheverana ny ampaham-potoana isehian'ny asa na toetra lazain'ny matoanteny. matetikaMatetika mifangaro amin'ny fanehoan-javatra tsy efa ny fanehoan-javatra mivelatra ao amin'ny fiteny tsy manana marika hanavahana izany. Amin'ny teny frantsay dia ny mari-potoana lasa tsy efa (frantsay: ''imparfait'') ao amin'ny filaza tsotra no maneho izany. Ao amin'io fiteny io ihany dia misahana izany koa ny mari-potoana ankehitriny (frantsay: ''présent'') ao amin'ny filaza tsotra.
 
== Sokajin'ny endrika fanehoan-javatra ==
Misokajy roa lehibe ny fanehoan-javatra raha ny endriky ny teny ampitany izany no heverina, ka ao ny fanehoan-javatra amin'ny alalan'ny [[zanateny]] sy [[tsirinteny]] sy ny fanehoan-javatra amin'ny alalan'ny [[reniteny]]. Ao koa ny fanehoan-javatra izay tsy hita araka ny endriky ny teny fa araka ny hevitr'io teny io ka atao hoe fanehoan-javatra ara-kevi-tenykeviteny.
 
=== Ny fanehoan-javatra zanateny sy tsirinteny ===