Fanehoan-javatra (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
*Fanehoan-javatra efa (sy ny mifanohitra aminy);
*Fanehoan-javatra mifintina (sy ny mifanohitra aminy).
*Fanehoan-javatra mitohy (sy ny mifanohitra aminy);
 
=== Fanehoan-javatra efa sy tsy efa ===
maro ny fiteny izay ahitana ity fifanoheram-panehoan-javatra ity ka isan'izany ny fiteny semitika izay tsy manana mari-pilazam-potoana milaza fotoana tokoa.
 
==== Fanehoan-javatra efa ====
Andalana faha-23:
==== Fanehoan-javatra mivelatra ====
Ny [[Fanehoan-javatra mivelatra|fanehoan-javatra mivelatra]] dia iheverana ny ampaham-potoana isehian'ny asa na toetra lazain'ny matoanteny. matetika mifangaro amin'ny fanehoan-javatra tsy efa ny fanehoan-javatra mivelatra ao amin'ny fiteny tsy manana marika hanavahana izany. Amin'ny teny frantsay dia ny mari-potoana lasa tsy efa (frantsay: ''imparfait'') ao amin'ny filaza tsotra no maneho izany. Ao amin'io fiteny io ihany dia misahana izany koa ny mari-potoana ankehitriny (frantsay: ''présent'') ao amin'ny filaza tsotra.
 
=== Fanehoan-javatra mitohy sy tsy mitohy ===
 
==== Fanehoan-javatra mitohy ====
<br />
==== Fanehoan-javatra tsy mitohy ====
<br />
== Sokajin'ny endrika fanehoan-javatra ==
Misokajy roa lehibe ny fanehoan-javatra raha ny endriky ny teny ampitany izany no heverina, ka ao ny fanehoan-javatra amin'ny alalan'ny [[zanateny]] sy [[tsirinteny]] sy ny fanehoan-javatra amin'ny alalan'ny [[reniteny]]. Ao koa ny fanehoan-javatra izay tsy hita araka ny endriky ny teny fa araka ny hevitr'io teny io ka atao hoe fanehoan-javatra ara-kevi-teny.