Hanokatra ny renilisitra

Modifications

tsy misy ambangovangom-panovana
'''2. Fitodika sampana'''
 
* Fitodika toejavatratoe-javatra
* Fitodika zoina
 
Ny fitodika toejavatra dia misy karazany maro:
 
*Fitodika toejavatratoe-javatra fotoana: ''<u>Isakafoanana</u> matetika ny antoandro''.
*Fitodika toejavatratoe-javatra toerana: ''<u>Ananangonan</u>y ahitra ny any an-tsaha''.
*Fitodika toejavatratoe-javatra fomba: ''An-katezerana no <u>namalian</u>y ny fanontaniako''.
*Fitodika toejavatratoe-javatra antony: ''<u>Ahazoana</u> entana maro ny fihenam-bidy''.
 
Ny fitodika zoina dia misy karazany enina:
10 321

modifications