Tenim-piontanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny fiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[tenim-piontanana]] dia [[teny]] ([[sokajin-teny]]) azo ampiasaina mitokana ka tsy voatery hampiarahina amin'ny teny hafa, mba hanehoana fihetseham-po (vokatry ny hafaliana, ny hatezerana, ny alahelo, ny fahatairana, ny fanaintainana sns), na hampitana hafatra amin'ny fomba tsy mampiasa teny maro (fiarahabana, fanekena, fandavana, fisalasalana, fonontaniana, baiko sns), na hakana tahaka feon-javatra (feom-biby, fipoahana sns).
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Sokajin-teny]]
* [[Tsoraka]]
* [[Fehezankevitra]]