Mpanampy (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''[[Mpanampy (fitsipiteny)|mpanampy]]''' dia na [[sokajin-teny]] na [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]], arakaraka ny fiteny na ny mpahay teny. Amin'ny araka ny fitsipiteny mahazatra ao amin'ireo fiteny eoropeana sy ny fiteny hafa naka tahaka ny fitsipiteniny dia ao amin'ny sokajin'ny [[matoanteny]] no ahitana ny mpanampy ka misy araka izany ny [[matoanteny mpanampy]] izay atao hitondra ny mariky ny [[Filazam-potoana (fitsipiteny)|filazam-potoana]] sy ny [[fiendrika]] sns ho an'ny endriky ny matoanteny. Ao amin'ny [[fiteny malagasy]] kosa dia sokajin-teny hafa tanteraka izay mitovitovy amin'ny [[tambinteny]] ny mpanampy fa tsy matoanteny.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Tambinteny]]
*[[Matoanteny mpanampy]]
*[[Matoanteny andry]]