Fiendrika sy fitodika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-34:
=== Fitodika sy fiendrika araka an-Rabenilaina ===
Ny fitodika sy ny fiendrika dia tsy mahakasika afa-tsy ny [[matoanteny]]. Ny hoe ''fitodika'' sy ny ''fiendrika'' dia anarana roa iantsoana zavatra roa samy hafa ao amin'ny fiteny nefa misy ifandraisany, ka ny voalohany mahakasika ny endriky ny matoanteny ary ny faharoa kosa momba ny hevitry ny matoanteny.
 
==== Fiendrika ao amin'ny fiteny malagasy ====
Ny fiendrika dia mianina amin'ny endriky ny tsirinteny amin'ny matoanteny tsy ampifandraisina amin'ny fifandraisany amin'ny vara sy ny fameno. Ireto avy ireo fiendrika ireo:
 
* Fiendrika mañano
* Fiendrika anoina
* Fiendrika añanovana
 
==== Fitodika ao amin'ny fiteny malagasy ====
Ny fitodika dia miankina amin'ny hevitry ny matoanteny mifandray amin'ny vara sy ny fameno. Ireto avy ireo fitodika ireo izay misokajy roa:
<br />
 
'''1. Fitodika fototra'''
 
* Fitodika mihatra
* Fitodika tsy mihatra
* Fitodika mamoatra
* Fitodika mitoina
 
'''2. Fitodika sampana'''
 
* Fitodika toejavatra
* Fitodika zoina (iharana - fitaovana - tanty - tolorana - toerana - alalana).
 
==== Fiendrika ao amin'ny fiteny malagasy ====
<br />
== Jereo koa: ==