Mpamaritra manondro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[mpamaritra manondro]] dia teny kely ao amin'ny [[Sokajin-teny|sokaji]]<nowiki/>n'ny [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]] izay enti-mampitodika ny mpihaino any amin'ny zavatra lazain'ny teny iraisany na anantitranterana ny fampahatsiahivana izany zavatra lazaina izany. Ampiraisina amin'ny [[anarana]] matetika ny mpamaritra manondro nefa arakaraka ny fiteny koa dia mety hampiraisina amin'ny teny ao amin'ny sokajy hafa ny mpamaritra manondro. Arakaraka ny fiteny ihany koa dia mety ho andian-teny ([[Tarika (fitsipiteny)|tarika]]) mihitsy no faritan'ny mpamaritra manondro.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpamaritra (fitsipiteny)|Mpamaritra]]
* [[Mpamari-toetra]]
* [[Mpamaritra manontany]]
* [[Mpamaritra tompon-javatra]]
* [[Mpamaritra mampifandray]]