Mpisolo mampifandray: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[mpisolo mampifandray]] dia [[Mpisolo (fitsipiteny)|mpisolo]] izay afaka mampiditra [[fehezankevitra]] vaovao miakina. Sady mpisolo izy no mitovy lenta amin'ny [[mpampiankina fehezankevitra]]. Ny fiteny malagasy, ohatra, dia tsy ahitana mpisolo mampifadray maro ka ny tena fantatra dia ny hoe ''izay'' fa ny hafa dia mety iadian-kevitra. Ny fiteny frantsay dia manana ny hoe ''qui,'' ''que,'' ''dont'' sns. Ny fiteny anglisy ahitana ny hoe ''who,'' ''that,'' sns.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Mpisolo (fitsipiteny)|Mpisolo]]
* [[Mpisolo tena (fitsipiteny)|Mpisolo tena]]
* [[Mpisolo manontany]]
* [[Mpisolo manondro]]
* [[Mpisolo tompon-javatra]]
* [[Mpisolo terana (fitsipiteny)]]