Mpampitohy (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy moma ny fiteny
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Mpampitohy (fitsipiteny)|mpampitohy]] dia [[teny]] ([[sokajin-teny]]) mampifandray teny na andian-teny roa na maro ao amin'ny andian-teny lehibe kokoa na ny [[fehezankevitra]] na ny [[fehezanteny]] iray. Misy karazany roa ny mpampitohy dia ny mpampitohy teny sy ny mpampitohy fehezankevitra.
 
Ny mpampitohy teny dia teny enti-mampitohy teny na andian-teny roa na maromaro mitovy [[Anjara asa (fitsipiteny)|anjara asa]] (sady matetika mitovy sokajy) ao amin'ny andian-teny lehibe kokoa na fehezanteny na ny fehezankevitra. Ny mpampitohy fehezankevitra izay teny tsy natao hampitohy afa-tsy fehezankevitra ka milaza ny fifampiakinana misy eo amin'ireo fehezankevitra ireo dia atao hoe [[mpampiankina fehezankevitra]].